Jeremiah 11:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hoy i Iaveh tamiko: «Nisy firaisan-tetika hikomy tao amin’ny olon’i Jodà, sy amin’ny mponin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy koa ny TOMPO tamiko: –Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny olon’i Joda sy ny mponin’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hoy koa NY TOMPO tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin’ny Joda sy amin’ny mponina any Jerosalema.
malagasy
Ary hoy koa Jehovah tamiko: Misy tetika fikomiana hita ao amin'ny Joda sy amin'ny mponina any Jerosalema.