Jeremiah 12:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mpitondra maro no nanimba ny tanim-boaloboko, nohitsakitsahiny ny anjarako; nataony tany efitra lao ny anjarako mahafinaritra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mpiandry ondry maro no nanimba ny tanimboaloboko, nanosihosy ny taniko, nanova ny anjara mamiko ho efitra, ho tany lao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mpitondra maro no nanimba ny voaloboko, nohosihoseny ny anjara fananako. Faritra mahafinaritra izany, nefa nataony taniefitra lao,
Malagasy Bible 1865
Mpitondra maro no nanimba ny tanim-boaloboko, nohitsakitsahiny ny anjarako; Nataony tany efitra lao ny anjarako mahafinaritra;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mpitondra maro no nanimba ny tanim-boaloboko, nohitsakitsahiny ny anjarako; nataony tany efitra lao ny anjarako mahafinaritra.
malagasy
Mpitondra maro no nanimba ny tanim-boaloboko, nohitsakitsahiny ny anjarako; Nataony tany efitra lao ny anjarako mahafinaritra;