Jeremiah 12:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nataony lao izany, eny, lao izy ka nitomany teo anatrehako; nataony lao avokoa ny tany rehetra satria tsy nisy nandatsaka am-po.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nataony rava izany, ka indro fa lao dia misaona eo anatrehako; simba avokoa ny tany, satria tsy misy mandatsaka izany am-po.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia taniefitra lao mahonena ahy. Lao sy rava ny tany manontolo, kanefa tsy misy olona mitsetra azy.
Malagasy Bible 1865
Nataony lao izany, eny, lao izy ka mitomany amiko; Nataony lao avokoa ny tany rehetra, satria tsy nisy nandatsaka am-po.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nataony lao izany, eny, lao izy ka nitomany teo anatrehako; nataony lao avokoa ny tany rehetra satria tsy nisy nandatsaka am-po.
malagasy
Nataony lao izany, eny, lao izy ka mitomany amiko; Nataony lao avokoa ny tany rehetra, satria tsy nisy nandatsaka am-po.