Jeremiah 12:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Vary no nafafiny, nefa tsilo no nojinjainy; nanasatra ny tenany izy, kanjo herim-po very maina izany; dia hangaihay noho ny zavatra azonareo ianareo noho ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vary no nafafiny, fa tsilo no jinjainy; nandany ny herim-pony, fa aim-bery foana izany. Menàra amin’ny vokatra azonareo; avy amin’ny firehetan’ny hatezeran’i Iaveh izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vary no nafafinareo nefa tsilo no jinjainareo. Nisahirana mafy ny tenanareo fa tsy nisy tombontsoa akory izany. Aoka ho menatra ianareo amin’ny vokatra azonareo! Fa ny fahatezeran’ny TOMPO no mirehitra mamely anareo.
Malagasy Bible 1865
Vary no nafafiny, fa tsilo no nojinjany; Nanasatra ny tenany izy, kanjo herim-po very foana izany; Dia hangaihay ny amin'ny zavatra azonareo ianareo noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Vary no nafafiny, nefa tsilo no nojinjainy; nanasatra ny tenany izy, kanjo herim-po very maina izany; dia hangaihay noho ny zavatra azonareo ianareo noho ny firehetan’ny fahatezeran’NY TOMPO.
malagasy
Vary no nafafiny, fa tsilo no nojinjany; Nanasatra ny tenany izy, kanjo herim-po very foana izany; Dia hangaihay ny amin'ny zavatra azonareo ianareo noho ny firehetan'ny fahatezeran'i Jehovah.