Jeremiah 12:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ireo firenena ratsy fanahy rehetra mifanakaiky sisintany amin’ny oloko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan’ny Israely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin’ny taniny ireo ary ny taranak’i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh amin’ireo ratsy fanahy rehetra mifanolotra amiko, izay mandramatra ny lova nomeko an’i Israely vahoakako: «Indro hongotako hiala amin’ny taniny izy ireo; ary hongotako hiala amin’izy ireo koa ny taranak’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO ny amin’ireo ratsy fanahy rehetra mpifanila fonenana amin’ny fireneko: «Mikasikasika ny zaratany nomeko an’i Israely vahoakako ireo, ka dia hongotako hiala amin’ny taniny, ary hongotako hiala eo anivony koa ny vahoakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah ny amin'ireo ratsy fanahy rehetra mifanakaiky fonenena amiko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan'ny Isiraely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin'ny taniny ireo, ary ny taranak'i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO ny amin’ireo firenena ratsy fanahy rehetra mifanakaiky sisintany amin’ny oloko ireo, dia izay mikasikasika ny tany nomeko ho lovan’ny Israely oloko: Indro, hongotako tsy ho amin’ny taniny ireo ary ny taranak’i Joda koa dia hongotako tsy ho eo aminy.
malagasy