Jeremiah 12:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa nony efa voaongotra izy dia hamindra fo aminy indray Aho ka samy hoentiko mody any amin’ny lovany sy ny taniny avy indray izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Saingy rehefa voaongotro, dia hiantrako indray izy ireo. Ka samy hoentiko ho any amin’ny lovany, samy ho any amin’ny taniny avy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa rehefa voaongotro izy, dia hamindrako fo indray ka samy haveriko ao amin’ny anjara fananany ao amin’ny taniny avy.
Malagasy Bible 1865
Nefa nony efa voaongotra izy, dia hamindra fo aminy indray Aho, ka samy ho entiko mody any amin'ny lovany sy ny taniny avy indray izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa nony efa voaongotra izy dia hamindra fo aminy indray Aho ka samy hoentiko mody any amin’ny lovany sy ny taniny avy indray izy.
malagasy
Nefa nony efa voaongotra izy, dia hamindra fo aminy indray Aho, ka samy ho entiko mody any amin'ny lovany sy ny taniny avy indray izy.