Jeremiah 12:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy hankatò kosa izy dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa raha tsy mihaino kosa, dia hongotako izany firenena izany, hongotako sy haringako izy,» - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa raha misy kosa firenena iray tsy mety mihaino Ahy, dia hongotako tanteraka izy sady haringako. Izany no teny hentitra avy amiko TOMPO.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy hankatò kosa izy, dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy Jehovah.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy hankatò kosa izy dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy NY TOMPO.
malagasy
Fa raha tsy hankatò kosa izy, dia hongotako izany firenena izany, eny, hongotako sy haringako izy, hoy Jehovah.