Jeremiah 12:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nambolenao izy ka mamaka; mitombo izy ka mamoa; manakaiky Anao amin’ny vavany izy nefa manalavitra Anao amin’ny fony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ambolenao izy, dia latsa-paka, mitombo, mamoa; akaiky ny vavany ianao, fa lavitra ny fony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nambolenao izy dia niorim-paka, ka nitombo sy namoa. Tononin’ny vavany Ianao, fa ataony lavitry ny fony.
Malagasy Bible 1865
Nambolenao izy, ka dia miorim-paka; Mitombo izy, ka dia mamoa; Manakaiky Anao amin'ny vavany izy, nefa manalavitra Anao amin'ny fony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nambolenao izy ka mamaka; mitombo izy ka mamoa; manakaiky Anao amin’ny vavany izy nefa manalavitra Anao amin’ny fony.
malagasy
Nambolenao izy, ka dia miorim-paka; Mitombo izy, ka dia mamoa; Manakaiky Anao amin'ny vavany izy, nefa manalavitra Anao amin'ny fony.[Heb. voany]