Jeremiah 12:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa Ianao, TOMPO ô, no mahalala ahy; mahita ahy Ianao sady mizaha toetra ny foko, fa ao Aminao izy. Avaho toy ny ondry hovonoina ireny ary atokàny ho amin’ny andro hamonoana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary Ianao, ry Iaveh, mahalala ahy, mahita ahy, sady mizaha ny toetry ny foko ny aminao. Alao hoatra ny ondry entina hovonoina ireny, ary atokàny ho amin’ny andro famonoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianao kosa, TOMPO ô, mahalala ahy sady mahita ahy; nizaha toetra ny foko Ianao fa miandany aminao izy. Avaho toy ny ondry hovonoina ireny olona ratsy fanahy ireny, atokany ho amin’ny andro fandringanana.
Malagasy Bible 1865
Fa Hianao, Jehovah ô, mahalala ahy; Mahita ahy Hianao sady mizaha toetra ny foko ny aminao; Sariho toy ny ondry hovonoina ireny, ary atokàny ho amin'ny andro hamonoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa Ianao, TOMPO ô, no mahalala ahy; mahita ahy Ianao sady mizaha toetra ny foko, fa ao Aminao izy. Avaho toy ny ondry hovonoina ireny ary atokàny ho amin’ny andro hamonoana azy.
malagasy
Fa Hianao, Jehovah ô, mahalala ahy; Mahita ahy Hianao sady mizaha toetra ny foko ny aminao; Sariho toy ny ondry hovonoina ireny, ary atokàny ho amin'ny andro hamonoana.[Heb. hamasino]