Jeremiah 12:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha niara-nihazakazaka tamin’izay mpandeha an-tongotra ianao ka tsy naharaka azy dia hataonao ahoana no fihaika ny soavaly? Ary raha eny amin’ny tany mandry fahalemana ihany no anananao toky dia hanao ahoana kosa ianao, raha tonga any amin’ny kirihitrala eny amoron’i Jordana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha ny mandeha tongotra, iarahanao mihazakazaka aza, mahavoa anao; hataonao ahoana no fifaninanana amin’ny an-tsoavaly? Raha ny tany nandry feizay no hany anananao toky, hanao ahoana ianao, raha sehatra ny liona eny amoron’i Jordany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha ny mpihazakazaka an-tongotra aza tsy arakao, hoy ny Tompo, ahoana, ry Jeremià, no hifaninananao amin’ny mpitaingin-tsoavaly? Raha amin’ny tany milamina ihany no anananao toky ahoana kosa no hataonao rehefa ao anaty kirihitrala eny amoron’i Jôrdàna?
Malagasy Bible 1865
Raha niara-nihazakazaka tamin'ny mandeha an-tongotra ianao ka voany, dia hataonao ahoana no fihaika ny soavaly? Ary raha eny amin'ny tany miadana no anananao toky, hanao ahoana kosa ianao, raha mby any amin'ny kirihitrala eny amoron 'i Jordana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha niara-nihazakazaka tamin’izay mpandeha an-tongotra ianao ka tsy naharaka azy dia hataonao ahoana no fihaika ny soavaly? Ary raha eny amin’ny tany mandry fahalemana ihany no anananao toky dia hanao ahoana kosa ianao, raha tonga any amin’ny kirihitrala eny amoron’i Jordana?
malagasy
Raha niara-nihazakazaka tamin'ny mandeha an-tongotra ianao ka voany, dia hataonao ahoana no fihaika ny soavaly? Ary raha eny amin'ny tany miadana no anananao toky, hanao ahoana kosa ianao, raha mby any amin'ny kirihitrala eny amoron'i Jordana?[Heb. ny reharehany]