Jeremiah 12:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa na dia ny rahalahinao sy ny mpianakavin’ny rainao aza dia samy namitaka anao; eny, niantso mafy tao aoriananao ireo. Aza mino azy, na dia tsara fiteny aminao aza izy ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa na rahalahinao amam-pianakavian-drainao aza, mamadika anao; ireny aza miantsoantso mafy avy eo aorianao; aza mino azy, na manao teny malefaka aminao aza izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa na dia ireo mpiray foko aminao aza, eny na dia ireo iray fianakaviana aminao aza, dia mamitaka anao ka miantso olona am-badika hanohitra anao. Aza matoky azy, na dia tsara vava aminao aza izy.
Malagasy Bible 1865
Fa na dia ny rahalahinao sy ny mpianakavin'ny rainao aza dia samy namitaka anao; Eny, niantso mafy teo aorianao ireo; Aza mino azy, na dia tsara fiteny aminao aza izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa na dia ny rahalahinao sy ny mpianakavin’ny rainao aza dia samy namitaka anao; eny, niantso mafy tao aoriananao ireo. Aza mino azy, na dia tsara fiteny aminao aza izy ireo.
malagasy
Fa na dia ny rahalahinao sy ny mpianakavin'ny rainao aza dia samy namitaka anao; Eny, niantso mafy teo aorianao ireo; Aza mino azy, na dia tsara fiteny aminao aza izy.