Jeremiah 12:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nilaozako ny tranoko, nafoiko ny lovako; ny sombin’aiko dia natolotro ho eo an-tanan’ny fahavalony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nilaozako ny tranoko, nafoiko ny lovako; izay tiako dia natolotro ho eo an-tanan’ny fahavaloko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ilaozako ny tranoko ary afoiko ny fananako. Atolotro ho eo an-tanan’ny fahavalony ilay notiaviko tamin’ny foko tokoa.
Malagasy Bible 1865
Nilaozako ny tranoko, nafoiko ny lovako; Ny sombin'aiko dia natolotro ho eo an-tànan'ny fahavalony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nilaozako ny tranoko, nafoiko ny lovako; ny sombin’aiko dia natolotro ho eo an-tanan’ny fahavalony.
malagasy
Nilaozako ny tranoko, nafoiko ny lovako; Ny sombin'aiko dia natolotro ho eo an-tànan'ny fahavalony.