Jeremiah 12:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any anaty ala; mierona Amiko izy ka halako.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zary toa liona an’ala ho ahy ny lovako, nanandra-peo manerona ahy izy, ka tonga halako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Niova ho masiaka tamiko toy ny liona any an’ala ilay anjara fananako; nierona tamiko izy ka halako.
Malagasy Bible 1865
Raha amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any an'ala; Mierona amiko izy, ka dia halako.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any anaty ala; mierona Amiko izy ka halako.
malagasy
Raha amiko, ny lovako dia efa toy ny liona any an'ala; Mierona amiko izy, ka dia halako.