Jeremiah 12:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa tahaka ny vorona mpihaza hafahafa volo Amiko va ny lovako, no mivory manodidina azy ny vorona mpihaza? Avia ka angony ny bibidia rehetra, ampanatony ireny hihinana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Papango sadasada va ity lovako, ka ifandafaran’ny papango avy hatraiza hatraiza? Avia ianareo, angony ny biby rehetra eny an-tsaha, ka ento ireny hihinana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve ilay anjara fananako ankehitriny dia tahaka ity vorona anankiray misoratsoratra iantorahan’ireo vorona mpihaza manodidina azy? Ndeha vorio ny bibidia rehetra, ka ento mankao amin’ny fanasana!
Malagasy Bible 1865
Moa tahaka ny vorona mpihaza hafahafa volo amiko va ny lovako, no mivory manodidina azy ny vorona mpihaza? Avia, ka angòny ny bibi-dia rehetra, ampanatony ireny hihinana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa tahaka ny vorona mpihaza hafahafa volo Amiko va ny lovako, no mivory manodidina azy ny vorona mpihaza? Avia ka angony ny bibidia rehetra, ampanatony ireny hihinana.
malagasy
Moa tahaka ny vorona mpihaza hafahafa volo amiko va ny lovako, no mivory manodidina azy ny vorona mpihaza? Avia, ka angòny ny bibi-dia rehetra, ampanatony ireny hihinana.