Jeremiah 13:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Andeha mividy fehikibo lamba rongony ho anao ka afehezo amin’ny kibonao fa aza alona ao anaty rano.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh tamiko: «Mandehana mividy fehikibo rongony madinika ho anao; ka ataovy amin’ny tehezanao fa aza atao anaty rano.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny TOMPO tamiko: «Mandehana mividy fehikibo rongony ho anao ka afehezo ny kibonao izany, nefa aza alona rano.»
Malagasy Bible 1865
Izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Andeha mividy fehin-kibo rongony ho anao, ka ifehezo ny kibonao, fa aza atao anaty rano.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Andeha mividy fehikibo lamba rongony ho anao ka afehezo amin’ny kibonao fa aza alona ao anaty rano.
malagasy
[Ny hampietrena ny avonavon'ny Joda] Izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Andeha mividy fehin-kibo rongony ho anao, ka ifehezo ny kibonao, fa aza atao anaty rano.