Jeremiah 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa lazao aminy izao teny izao: Hijononoka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hitsahatra; fa ny oloko, zanakavavy virijiny, dia naratra mafy tokoa tamin’ny kapoka tena maharary.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary lazao azy ireo izao teny izao: Ny masoko handrotsa-dranomaso andro aman’alina tsy tapaka, fa ny virjiny zanaka vavin’ny vahoakako, dia efa hiharan-doza lehibe, sy fery mampanaintaina fatratra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao kosa no teny holazainao aminy: Ny masoko anie hijononoka ranomaso andro aman’alina tsy an-kiato, satria goavana ny fahavoazan’ny vahoakako ary mafy dia mafy tokoa ny ratra nahazo azy.
Malagasy Bible 1865
Koa lazao aminy izao teny izao: Ny ranomasoko hijononoka andro aman'alina ka tsy hitsahatra; Fa ny oloko, zanakavavy virijina, naratra mafy dia mafy tamin'ny kapoka maharary indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa lazao aminy izao teny izao: Hijononoka andro aman’alina ny ranomasoko ka tsy hitsahatra; fa ny oloko, zanakavavy virijiny, dia naratra mafy tokoa tamin’ny kapoka tena maharary.
malagasy
Koa lazao aminy izao teny izao: Ny ranomasoko hijononoka andro aman'alina ka tsy hitsahatra; Fa ny oloko, zanakavavy virijina, naratra mafy dia mafy tamin'ny kapoka maharary indrindra.