Jeremiah 14:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaona ny Joda ary mivalaketraka ny tanànany; mitafy lamba fisaonana izy ka mipetraka amin’ny tany; ary miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Misaona i Jodà, miferinaina ny vavahadiny, mandry amin’ny tany izy efa rera-po, ary miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Misaona ny vahoakan’i Joda, simba ireo tanàn-dehibeny; manjombona sy mipetraka amin’ny tany izy. Misandratra hatrany an- danitra ny fitarainan’i Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Misaona ny Joda, ary mitanondrika ny vavahadiny; Mitafy lamba fioriana izy ka mipetraka amin'ny tany; Ary miakatra ny fitarainan'i Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaona ny Joda ary mivalaketraka ny tanànany; mitafy lamba fisaonana izy ka mipetraka amin’ny tany; ary miakatra ny fitarainan’i Jerosalema.
malagasy
Misaona ny Joda, ary mitanondrika ny vavahadiny; Mitafy lamba fioriana izy ka mipetraka amin'ny tany; Ary miakatra ny fitarainan'i Jerosalema.