Jeremiah 14:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny amin’ny anaranao dia aza arianao izahay; aza atao ho tsinontsinona ny sezafiandrianan’ny voninahitrao; tsarovy ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny Anaranao, aza dia atao tsinontsinona, aza dia hamavoina ny seza fiandrianan’ny voninahitrao. Tsarovy fa aza tsoahana ny fanekenao taminay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny lazanao, dia aza hamavoina izahay ary noho ny sezafiandriananao be voninahitra dia aza atao tsinontsinona izahay. Tsarovy ka aza itsoahanao ny fanekempihavanana nataonao taminay.
Malagasy Bible 1865
Noho ny amin'ny anaranao dia aza arianao izahay; Aza atao ho tsinontsinona ny seza fiandrianan'ny voninahitrao; Tsarovy, ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny amin’ny anaranao dia aza arianao izahay; aza atao ho tsinontsinona ny sezafiandrianan’ny voninahitrao; tsarovy ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay.
malagasy
Noho ny amin'ny anaranao dia aza arianao izahay; Aza atao ho tsinontsinona ny seza fiandrianan'ny voninahitrao; Tsarovy, ka aza tsoahanao ny fanekenao taminay.Mba misy mahalatsaka ranonorana va ireny sampin'ny jentilisa ireny? Na mahay mandatsaka ranonorana mivatravatra va ny lanitra? Fa tsy Hianao ihany va no Izy, ry Jehovah Andriamanitray ô? Koa manantena Anao izahay, satria Hianao no nanao ireo zavatra rehetra ireo.[Heb. zava-poanan']