Jeremiah 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Maniraka ny madinika hantsaka rano ny lehibeny; dia tonga any amin’ny lavaka famorian-drano ireny, nefa tsy mahita rano ka miverina mitondra siny tsy misy rano; menatra sy mangaihay izy ka misaron-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Irahin’ny lehibe haka rano ny madinika, dia mankany amin’ny lavaka famorian-drano ireo, fa tsy mahita rano; ka miverina mitondra siny foana; menatra sy mangaihay, ary misaron-doha foana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Irahin’ny lehibe mba haka rano ireo mpiasa madinika; tonga eo amin’ny lavaka fantsakana izy nefa tsy mahita rano intsony ka miverina mitondra siny foana, dia menatra sy mangaihay ary diso fanantenana.
Malagasy Bible 1865
Ny lehibeny maniraka ny madinika hantsaka rano; Dia tonga any amin'ny lavaka famorian-drano ireny, nefa tsy mahita rano ka miverina mitondra loha mody; Menatra sy mangaihay izy ka misaron-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ny lehibeny maniraka ny madinika hantsaka rano; Dia tonga any amin'ny lavaka famorian-drano ireny, nefa tsy mahita rano ka miverina mitondra loha mody; Menatra sy mangaihay izy ka misaron-doha.