Jeremiah 14:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho ny fangentan’ny tany, noho ny tsy nilatsahan’ny ranonorana taminy dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny tany vaky hentana, azon’ny tsy fisian’ny orana amin’ny tany, dia mangaihay ny mpiasa, ka misaron-doha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny fangentan’ny tany fa tsy nisy orana latsaka taminy dia menatra sy diso fanantenana ny tantsaha.
Malagasy Bible 1865
Noho ny fangentan 'ny tany, noho ny tsy nilatsahan'ny ranonorana taminy, dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho ny fangentan’ny tany, noho ny tsy nilatsahan’ny ranonorana taminy dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.
malagasy
Noho ny fangentan'ny tany, noho ny tsy nilatsahan'ny ranonorana taminy, dia menatra ny mpiasa ka misaron-doha.[Na: satria tora-kovitra]