Jeremiah 14:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny serfa vavy any an-tsaha aza, aterany ny zanany dia ilaozany, noho ny tsy fisian’ny ahitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na ny dieravavy eny an-tsaha aza, dia mahafoy ny zanany vao teraka satria tsy misy ahi-maitso intsony.
Malagasy Bible 1865
Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy noho ny tsi-fisian'ny ahi-maitso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, rehefa miteraka, dia mandao ny zanany noho ny tsy fisian’ny ahi-maitso.
malagasy
Ary na dia ny dieravavy any an-tsaha aza, raha miteraka, dia mahafoy noho ny tsi-fisian'ny ahi-maitso.