Jeremiah 14:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady ny borikidia, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; jambena ny masony noho ny tsy fisian’ny ahitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny ampondra dia, mijanona eny amin’ny havoana, manambolo rivotra hoatra ny amboadia; manjambena ny masony, noho ny tsy fisian’ny zava-maitso.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny borikidia koa mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady, ka mihanahana manambolo rivotra toy ny fanaon’ny amboadia. Jambena ny masony satria tsy misy ahitra intsony!
Malagasy Bible 1865
Ary ny borikidia mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; Manjambena ny masony noho ny tsi-fisian'ny ahitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady ny borikidia, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; jambena ny masony noho ny tsy fisian’ny ahitra.
malagasy
Ary ny borikidia mijanona eny an-tendrombohitra mangadihady, mihanahana maniry ny rivotra toy ny amboadia izy; Manjambena ny masony noho ny tsi-fisian'ny ahitra.[Na: jakala]