Jeremiah 14:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry fanantenan’ny Israely ô, mpamonjy azy amin’ny andro fahoriana! Nahoana Ianao no dia toy ny vahiny amin’ny tany ary toy ny mpandeha izay manorin-day handry indray alina monja?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianao ilay fanantenan’i Israely, sy mpanafaka azy amin’ny andro fahoriana, nahoana no dia tahaka ny vahiny amin’ny tany, sy tahaka ny mpandeha manorin-day handry amin’ny alina?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry fanantenàn’i Israely ô, ry mpamonjy azy amin’ny androm-pahoriana, nahoana no dia toy ny vahiny eo amin’ny tany Ianao sy toy ny mpandeha milasy indray alina monja?
Malagasy Bible 1865
Ry Fanantenan'ny Isiraely ô, Mpamonjy azy amin'ny andro fahoriana! Nahoana Hianao no dia toy ny vahiny amin'ny tany ary toy ny mpandeha izay manorin-day handry indray alina monja?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry fanantenan’ny Israely ô, mpamonjy azy amin’ny andro fahoriana! Nahoana Ianao no dia toy ny vahiny amin’ny tany ary toy ny mpandeha izay manorin-day handry indray alina monja?
malagasy
Ry Fanantenan'ny Isiraely ô, Mpamonjy azy amin'ny andro fahoriana! Nahoana Hianao no dia toy ny vahiny amin'ny tany ary toy ny mpandeha izay manorin-day handry indray alina monja?