Jeremiah 15:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy NY TOMPO: Ny hahasoa anao ihany no nanafahako anao; hataoko tonga mifona aminao tokoa ny fahavalo amin’ny andro hahitan-doza sy amin’izay andro mahory.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy i Iaveh: «Hanamafy anao aho mba hahasoa anao; hataoko tonga hifona aminao tokoa ny fahavalonao, amin’ny andron’ny loza amam-pahoriana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, aoka ho voaozona aho, TOMPO ô, raha tsy nanompo tsara Anao, raha tsy nitalahoako ho an’ny fahavaloko Ianao tamin’ny fotoanan’ny loza amam-pahoriany.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy Jehovah: Nahafaka anao Aho hahasoa anao; Hataoko tonga mifona aminao tokoa ny fahavalo amin'ny andro ahitan-doza sy amin'izay andro mahory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy NY TOMPO: Ny hahasoa anao ihany no nanafahako anao; hataoko tonga mifona aminao tokoa ny fahavalo amin’ny andro hahitan-doza sy amin’izay andro mahory.
malagasy
Dia hoy Jehovah: Nahafaka anao Aho hahasoa anao; Hataoko tonga mifona aminao tokoa ny fahavalo amin'ny andro ahitan-doza sy amin'izay andro mahory.[Na: ny hahasoa anao ihany no nisehoako ho fahavalonao]