Jeremiah 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha toa izy ka miteny aminao hoe: Hiala hankaiza ary izahay? Dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Izay ho amin’ny fahafatesana dia ho amin’ny fahafatesana, izay ho amin’ny sabatra dia ho amin’ny sabatra, izay ho amin’ny mosary dia ho amin’ny mosary, ary izay ho amin’ny fahababoana dia ho amin’ny fahababoana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha tahiny izy manao aminao hoe: Ho aiza anefa izahay? dia izao no holazainao aminy: Izao no tenin’i Iaveh: Ny ho amin’ny fahafatesana, ho any amin’ny fahafatesana; ny ho amin’ny sabatra, ho any amin’ny sabatra; ny ho amin’ny mosary, ho any amin’ny mosary; ny ho amin’ny fahababoana, ho any amin’ny fahababoana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary raha misy manontany anao hoe: «Hankaiza àry izahay?», dia hovalianao hoe: Izao no lazain’ny TOMPO: Raha misy natao hasian’ny areti-mandringana, dia hasian’ny areti-mandringana izy; raha misy natao ho fatin’ny sabatra, dia ho fatin’ny sabatra izy; raha misy natao hiharan’ny mosary, dia hiharan’ny mosary izy; raha misy natao ho amin’ny fahababoana, dia hankany amin’ny fahababoana izy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tàhiny izy manao aminao hoe: Hiala hankaiza izahay? dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Izay ho amin'ny areti-mandringana dia ho amin'ny areti-mandringana, ary izay ho amin'ny sabatra dia ho amin'ny sabatra, ary izay ho amin'ny mosary dia ho amin'ny mosary, ary izay ho amin'ny fahababoana dia ho amin'ny fahababoana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha toa izy ka miteny aminao hoe: Hiala hankaiza ary izahay? Dia lazao aminy hoe: Izao no lazain’NY TOMPO: Izay ho amin’ny fahafatesana dia ho amin’ny fahafatesana, izay ho amin’ny sabatra dia ho amin’ny sabatra, izay ho amin’ny mosary dia ho amin’ny mosary, ary izay ho amin’ny fahababoana dia ho amin’ny fahababoana.
malagasy
Ary raha tàhiny izy manao aminao hoe: Hiala hankaiza izahay? dia ataovy aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah: Izay ho amin'ny areti-mandringana dia ho amin'ny areti-mandringana, ary izay ho amin'ny sabatra dia ho amin'ny sabatra, ary izay ho amin'ny mosary dia ho amin'ny mosary, ary izay ho amin'ny fahababoana dia ho amin'ny fahababoana.[Heb. fahafatesana]