Jeremiah 15:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary hataoko fefy varahina matevina ho fiarovana ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy nefa tsy hahaleo anao; fa momba anao Aho mba hamonjy sy hanafaka anao, hoy NY TOMPO.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko manda varahina mafy ho an’ity vahoaka ity ianao; hiady aminao izy, nefa tsy hahavoa anao akory; satria homba anao Aho, hamonjy, sy hanafaka anao, - teny marin’i Iaveh. -
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hataoko manda varahina mafy ianao manoloana ity vahoaka ity. Hiady aminao izy fa tsy hahatohitra anao, satria miaraka aminao Aho mba hamonjy sy hanafaka anao, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Ary hataoko manda varahina mirova ho amin'ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy, nefa tsy hahaleo anao; Fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy Jehovah;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary hataoko fefy varahina matevina ho fiarovana ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy nefa tsy hahaleo anao; fa momba anao Aho mba hamonjy sy hanafaka anao, hoy NY TOMPO.
malagasy
Ary hataoko manda varahina mirova ho amin'ity firenena ity ianao: Hiady aminao izy, nefa tsy hahaleo anao; Fa momba anao hamonjy sy hanafaka anao Aho, hoy Jehovah;Ary hanafaka anao amin'ny tanan'ny ity ratsy fanahy Aho sy hanavotra anao amin'ny tanan'ny mpampahory.