Jeremiah 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary ataoko ho fampangovitana ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy noho ny amin’i Manase, zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hataoko zavatra maharikoriko halan’ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy ireo noho ny amin’i Manase, zanak’i Ezekiasa, mpanjakan’i Jodà, dia noho ny nataony tany Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
hany ka hataoko mampivarahontsana izy any amin’ny fanjakana rehetra eran-tany. Noho ny amin’i Manase, zanakalahin’i Hezekià sady mpanjakan’i Joda, no nahatonga izany, dia vokatry ny ratsy nataony tao Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Ary manolotra azy ho mpanjenjena any amin'ny fanjakana rehetra amin'ny tany Aho noho ny amin'i Manase, zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary ataoko ho fampangovitana ny fanjakana rehetra amin’ny tany izy noho ny amin’i Manase, zanak’i Hezekia, mpanjakan’ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema.
malagasy
Ary manolotra azy ho mpanjenjena any amin'ny fanjakana rehetra amin'ny tany Aho noho ny amin'i Manase, zanak'i Hezekia, mpanjakan'ny Joda, dia noho izay nataony tany Jerosalema.[Na: ho fampangovitana ny fanjakana rehetra]