Jeremiah 16:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
TOMPO ô, Ianao no heriko sy fialofako ary fandosirako amin’ny andro fahoriana! Ho tonga eo aminao ny Jentilisa avy any amin’ny faran’ny tany ka hiteny hoe: Eny tokoa, lainga no nolovan’ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry Iaveh, heriko ama-mandako, sy fialofako amin’ny andron’ny fahoriana, ho tonga aminao ny firenena maro, avy amin’ny faran’ny tany, ka hanao hoe: Ny razanay tsy nahazo lova afa-tsy ny lainga, sy zava-poana tsy azo atao na inona na inona!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
–TOMPO ô, Ianao no heriko sady mpiaro ahy, fialofako amin’ny androm-pahoriako. Hankany aminao ireo firenen-kafa avy any am-paran’ny tany sady ho loa-bolana hoe: «Tena fitaka ny fivavahana izay nolovanay tamin’ny razanay, fa tsinontsinona sady tsy mahasoa.
Malagasy Bible 1865
Jehovah ô, ry heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary fandosirako amin'ny andro fahoriana ô! Ho tonga aminao ny jentilisa avy any amin'ny faran'ny tany dia hanao hoe: Eny, tokoa lainga no nolovan'ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
TOMPO ô, Ianao no heriko sy fialofako ary fandosirako amin’ny andro fahoriana! Ho tonga eo aminao ny Jentilisa* avy any amin’ny faran’ny tany ka hiteny hoe: Eny tokoa, lainga no nolovan’ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.
malagasy
Jehovah ô, ry heriko sy fiarovana mafy ho ahy ary fandosirako amin'ny andro fahoriana ô! Ho tonga aminao ny jentilisa avy any amin'ny faran'ny tany dia hanao hoe: Eny, tokoa lainga no nolovan'ny razanay, dia zava-poana sady tsy misy mahasoa.