Jeremiah 17:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny fahotan’ny Joda dia voasoratra tamin’ny vy fanoratana sy tamin’ny diamondra fanoratana; voasoratra ao am-pony tahaka ny amin’ny vato fisaka sy eo amin’ny tandroky ny alitarany izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fahotan’i Jodà dia voasoratra tamin’ny vy fanoratana sy tamin’ny fantsika diamondra, voasokitra eo amin’ny takelaky ny fony izany, sy eo amin’ny tandroky ny ôtelinareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahotan’ireo vahoakan’i Joda dia voasoratra tamin’ny vy sy diamondra fanoratana. Tahaka ny voasokitra soratra amin’ny vatofisaka no mahavoasokitra izany ao am-pony sy eny an-joron’ny alitarany;
Malagasy Bible 1865
Ny fahotan'ny Joda dia voasoratra tamin'ny fanoratana sy tamin'ny diamondra fanoratana; voasoratra ao am-pony tahaka ny amin'ny vato fisaka sy eo amin'ny tandroky ny alitarany izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny fahotan’ny Joda dia voasoratra tamin’ny vy fanoratana sy tamin’ny diamondra fanoratana; voasoratra ao am-pony tahaka ny amin’ny vato fisaka sy eo amin’ny tandroky* ny alitarany izany,
malagasy
Ny fahotan'ny Joda dia voasoratra tamin'ny fanoratana sy tamin'ny diamondra fanoratana; voasoratra ao am-pony tahaka ny amin'ny vato fisaka sy eo amin'ny tandroky ny alitarany izany,[Heb. alitaranareo]