Jeremiah 17:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry TOMPO, fanantenan’ny Israely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao ary hosoratana amin’ny vovoka izay miala Aminao satria efa nahafoy NY TOMPO, loharano velona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fanantenan’i Israely, Iaveh ô, ho menatra izay rehetra mahafoy anao! Hosoratana amin’ny tany izay miala amiko, satria nandao ny lohan’ny rano velona, Iaveh, izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry TOMPO fanantenàn’i Israely ô, ho menatra izay rehetra mandao Anao. Voasoratra anarana eo am-bovoka izay nihataka taminao, noho izy efa nandao Anao, ry TOMPO loharano velona ô.
Malagasy Bible 1865
Ry Jehovah, Fanantenan'ny Isiraely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao, ary hosoratana amin'ny vovoka izay miala aminao, satria izy efa nahafoy an'i Jehovah, loharano velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry TOMPO, fanantenan’ny Israely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao ary hosoratana amin’ny vovoka izay miala Aminao satria efa nahafoy NY TOMPO, loharano velona izy.
malagasy
Ry Jehovah, Fanantenan'ny Isiraely ô! Ho menatra izay rehetra mahafoy Anao, ary hosoratana amin'ny vovoka izay miala aminao, satria izy efa nahafoy an'i Jehovah, loharano velona.[Heb. amiko]