Jeremiah 17:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro, ireo dia miteny amiko hoe: Aiza ny tenin’NY TOMPO? Aoka ho tanteraka izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Indreo ry zareo manao amiko hoe: Aiza izay tenin’i Iaveh? Aoka ho tonga izany!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indreo ny besinimaro milaza amiko hoe: «Aiza ihany ity tenin’ny TOMPO? Aoka ho tanteraka amin’izay izany!»
Malagasy Bible 1865
Indro, ireo dia manao amiko hoe: Aiza ny tenin'i Jehovah? Aoka ho tanteraka izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro, ireo dia miteny amiko hoe: Aiza ny tenin’NY TOMPO? Aoka ho tanteraka izany.
malagasy
Indro, ireo dia manao amiko hoe: Aiza ny tenin'i Jehovah? Aoka ho tanteraka izany.