Jeremiah 17:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy nihifikifika niala tsy ho mpiandry manaraka Anao aho; tsy niriko ny andro hiavian’ny loza, eny, fantatrao izany; izay nivoaka avy tamin’ny molotro dia miharihary eo anatrehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izaho tsy mba nandà tsy ho mpiandry manaraka anao; tsy mba naniry ny andron’ny loza, fantatrao izany; ny naloaky ny vavako, dia efa teo anatrehan’ny tavanao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy izaho no nanery Anao hanafaingana ny loza, Tompo ô, na nirary hiavian’ny antambo. Fantatrao tokoa izany, satria niharihary teo anatrehanao izay hafatra naloaky ny molotro.
Malagasy Bible 1865
Fa izaho tsy nihifikifika niala tsy ho mpiandry manaraka Anao; Ary ny andro hihavian'ny loza dia tsy nohaikaiko, eny, fantatrao izany; Izay efa nivoaka tamin'ny molotro dia miharihary eo anatrehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy nihifikifika niala tsy ho mpiandry manaraka Anao aho; tsy niriko ny andro hiavian’ny loza, eny, fantatrao izany; izay nivoaka avy tamin’ny molotro dia miharihary eo anatrehanao.
malagasy
Fa izaho tsy nihifikifika niala tsy ho mpiandry manaraka Anao; Ary ny andro hihavian'ny loza dia tsy nohaikaiko, eny, fantatrao izany; Izay efa nivoaka tamin'ny molotro dia miharihary eo anatrehanao.