Jeremiah 17:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana ka mijoroa eo amin’ny vavahadim-bahoaka, dia ilay fandehanan’ny mpanjakan’ny Joda miditra sy mivoaka, ary eo amin’ny vavahady rehetra eto Jerosalema
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no nolazain’i Iaveh tamiko: «Mandehana ianao mitsangàna eo am-bavahadin’ny zanaky ny vahoaka, izay idirany sy ivoahan’ny mpanjakan’i Jodà; sy eo amin’ny vavahady rehetra ao Jerosalema;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no voalazan’ny TOMPO tamiko: –Mandehana, ka mijoroa eo amin’ny vavahadim-bahoaka izay fandalovan’ny mpanjakan’i Joda raha miditra sy mivoaka ny tanàna izy; ary hanaovanao toy izany koa amin’ny vavahady rehetra eto Jerosalema.
Malagasy Bible 1865
Izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana ka mitsangàna eo amin'ny vavahadim-bahoaka, dia ilay fandehanan'ny mpanjakan'ny Joda miditra sy mivoaka, ary eo amin'ny vavahady rehetra eto Jerosalema
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no nolazain’NY TOMPO tamiko: Mandehana ka mijoroa eo amin’ny vavahadim-bahoaka, dia ilay fandehanan’ny mpanjakan’ny Joda miditra sy mivoaka, ary eo amin’ny vavahady rehetra eto Jerosalema
malagasy
[Ny amin'ny hanamasinana ny Sabata] Izao no nolazain'i Jehovah tamiko: Mandehana ka mitsangàna eo amin'ny vavahadim-bahoaka, dia ilay fandehanan'ny mpanjakan'ny Joda miditra sy mivoaka, ary eo amin'ny vavahady rehetra eto Jerosalema