Jeremiah 17:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia amin’izay hahatsiarovan’ny zanany ny alitarany sy ny tsangakazon-tsampin’ny Aserahany, akaikin’ny hazo maitso, ambonin’ny vohitra avo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fahatsiarony ny zanany, no fahatsiarony ny ôteliny aman’aseràny, eny akaikin’ny hazo maitso sy eny amin’ny havoana manerinerina eny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka ho marika hiampangana azy ireo alitarany sy ireo tsatokazo fanajany an’i Aserà, eny akaiky hazo maitso sy eny ambony havoana
Malagasy Bible 1865
Dia amin'izay hahatsiarovan'ny zanany ny alitarany sy ny Aserahany, akaikin'ny hazo maitso, ambonin'ny havoana andrandraina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia amin’izay hahatsiarovan’ny zanany ny alitarany sy ny tsangakazon-tsampin’ny Aserahany*, akaikin’ny hazo maitso, ambonin’ny vohitra avo.
malagasy
Dia amin'izay hahatsiarovan'ny zanany ny alitarany sy ny Aserahany, akaikin'ny hazo maitso, ambonin'ny havoana andrandraina.[Anaran'andriamani-tsi-izy, na ny sariny]