Jeremiah 17:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka lazao amin’ny olona hoe: Henoinareo, ny tenin’NY TOMPO, ry mpanjakan’ny Joda sy ry Joda rehetra ary ianareo mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka lazao amin’izy ireo hoe: ‹Mihainoa ny tenin’i Iaveh, ianareo mpanjakan’i Jodà, sy ianareo Jodà rehetra, mbamin’ireo rehetra mponina ao Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto?› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka lazao amin’ny mpandalo hoe: «Mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo mpanjakan’i Joda sy ianareo rehetra vahoakan’i Joda ary ianareo rehetra mponina eto Jerosalema izay miditra amin’ireto vavahady ireto.
Malagasy Bible 1865
ka lazao amin'ny olona hoe: Henoinareo ny tenin'i Jehovah ry mpanjakan'ny Joda sy ry Joda rehetra ary ianareo mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin'ireto vavahady ireto.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka lazao amin’ny olona hoe: Henoinareo, ny tenin’NY TOMPO, ry mpanjakan’ny Joda sy ry Joda rehetra ary ianareo mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin’ireto vavahady ireto.
malagasy
ka lazao amin'ny olona hoe: Henoinareo ny tenin'i Jehovah ry mpanjakan'ny Joda sy ry Joda rehetra ary ianareo mponina rehetra eto Jerosalema, izay miditra amin'ireto vavahady ireto.