Jeremiah 17:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no lazain’NY TOMPO: Mitandrema ianareo ka aza mitondra entana amin’ny andro Sabata ary aza mampiditra entana amin’ny vavahadin’i Jerosalema;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izao no lazain’i Iaveh: «Tandremo ny fanahinareo; ka aza mitondra entana amin’ny andro sabata, ary aza mampiditra izany amin’ny vavahadin’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izao no lazain’ny TOMPO: Mitandrema tena ianareo mba tsy hitondra entana amin’ny andro sabata ka hampandalo azy amin’ireo vavahadin’i Jerosalema ireo.
Malagasy Bible 1865
Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny fanahinareo, ka aza mitondrantana amin'ny andro Sabata, ary aza mampiditra entana: amin'ny vavahadin'i Jerosalema;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no lazain’NY TOMPO: Mitandrema ianareo ka aza mitondra entana amin’ny andro Sabata ary aza mampiditra entana amin’ny vavahadin’i Jerosalema;
malagasy
Izao no lazain'i Jehovah: Tandremo ny fanahinareo, ka aza mitondrantana amin'ny andro Sabata, ary aza mampiditra entana: amin'ny vavahadin'i Jerosalema;