Jeremiah 17:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha mihaino Ahy tokoa ianareo, hoy NY TOMPO, ka tsy mampiditra entana amin’ny vavahadin’ity tanàna ity amin’ny andro Sabata ary tsy manao raharaha amin’izany andro izany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Raha mety mihaino Ahy tsara ianareo, - teny marin’i Iaveh, - ka tsy mampiditra entana, amin’ny vavahadin’ity tanàna ity, amin’ny andro sabata, ary mankamasina ny andro sabata, tsy manao na inona na inona amin’izany andro izany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Ianareo kosa, mihainoa Ahy tsara, hoy ny teny hentitra avy amiko TOMPO. Aza mampandalo entana amin’ireo vavahadin’ny tanàna ireo amin’ny andro sabata; fa atokany ho Ahy izany andro izany ka aza manao raharaha akory ianareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha mihaino Ahy tokoa ianareo hoy Jehovah, ka tsy mampiditra entana amin'ny vavahadin'ity tanàna ity amin'ny andro Sabata, ka tsy manao raharaha amin'izany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha mihaino Ahy tokoa ianareo, hoy NY TOMPO, ka tsy mampiditra entana amin’ny vavahadin’ity tanàna ity amin’ny andro Sabata ary tsy manao raharaha amin’izany andro izany,
malagasy
Ary raha mihaino Ahy tokoa ianareo hoy Jehovah, ka tsy mampiditra entana amin'ny vavahadin'ity tanàna ity amin'ny andro Sabata, ka tsy manao raharaha amin'izany,