Jeremiah 17:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ry tendrombohitro any an-tsaha, ny fanananao sy ny harenanao rehetra dia hatolotro ho babo, eny, na dia ny toerana fanaovanao sorona koa aza noho ny fahotana tao anatin’ny faritaninao rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ry tendrombohitro izay any an-tany lemaka hatolotro ho babo avokoa ny fanananao, ny rakitrao, ny fitoeranao avo, noho ny fahotanao, teo amin’ny faritaninao rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary eny antampon-tendrombohitra any an-tsaha. Hatolotro horobaina avokoa ny fanananao sy ny haren-tsarobidinao, mbamin’ireo toeran-tsampinao koa aza ho valin’ny ota nataonao tao amin’ny faritaninao manontolo.
Malagasy Bible 1865
Ry tendrombohitro any an-tsaha, ny fanananao sy ny rakitrao rehetra dia hatolotro ho babo, eny, na dia ny fitoerana avonao koa aza noho ny fahotana tao anatin'ny faritaninao rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ry tendrombohitro any an-tsaha, ny fanananao sy ny harenanao rehetra dia hatolotro ho babo, eny, na dia ny toerana fanaovanao sorona koa aza noho ny fahotana tao anatin’ny faritaninao rehetra.
malagasy
Ry tendrombohitro any an-tsaha, ny fanananao sy ny rakitrao rehetra dia hatolotro ho babo, eny, na dia ny fitoerana avonao koa aza noho ny fahotana tao anatin'ny faritaninao rehetra.