Jeremiah 17:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy aminao ihany no mahatonga anao hamoy ny lova izay nomeko anao; hampanompoiko ny fahavalonao any amin’ny tany izay tsy fantatrao ianao; Eny, ny afo izay narehitrareo tamin’ny fahatezerako dia hirehitra mandrakizay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Havelanao ho faty foana sady vokatry ny hadisoanao izany, ny lovako nomeko anao; hampanompoiko ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao, satria narehitrareo ny afon’ny fahatezerako, ka mirehitra ho amin’ny mandrakizay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy maintsy hafoinao ny zaratany izay nomeko anao. Hampanompoiko ny fahavalonao any amin’ny tany tsy fantatrao ianao, satria narehitrao ny afom-pahatezerako izay hirehitra mandrakizay.
Malagasy Bible 1865
Ary avy amin'ny tenanao ihany no mahatonga ny hamoizanao ny lovanao izay nomeko anao; Ary hampanompoiko ny fahavalonao any amin'ny tany izay tsy fantatrao ianao; Fa narehitrareo ny afon'ny fahatezerako, izay hirehitra mandrakizay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy aminao ihany no mahatonga anao hamoy ny lova izay nomeko anao; hampanompoiko ny fahavalonao any amin’ny tany izay tsy fantatrao ianao; Eny, ny afo izay narehitrareo tamin’ny fahatezerako dia hirehitra mandrakizay.
malagasy
Ary avy amin'ny tenanao ihany no mahatonga ny hamoizanao ny lovanao izay nomeko anao; Ary hampanompoiko ny fahavalonao any amin'ny tany izay tsy fantatrao ianao; Fa narehitrareo ny afon'ny fahatezerako, izay hirehitra mandrakizay.[Heb. fa misy afo narehitrareo tamin'ny fahatezerako]