Jeremiah 18:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny teny nataon’i Iaveh tamin’i Jeremia, toy izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nisy baiko avy amin’ny TOMPO ho an’i Jeremià nanao hoe:
Malagasy Bible 1865
Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izao no teny tonga tamin’i Jeremia avy tamin’NY TOMPO:
malagasy
[Fanoharana ny amin'ny tanimanga sy ny mpanefy, ary ny anatra manaraka izany] Izao no teny tonga tamin'i Jeremia avy tamin'i Jehovah: