Jeremiah 18:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nefa raha manao izay ratsy eo imasoko izy ka tsy mihaino ny feoko dia hanenenako kosa ny soa izay nolazaiko hanasoavana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo raha manao izay ratsy eo imasoko izany firenena izany, tsy mahahaino ny feoko, dia hanenenako ny soa nolazaiko hatao azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa raha manao izay ratsy eo imasoko izy ka tsy mihaino ny feoko, dia hiova hevitra Aho amin’ny soa izay nampanantenaiko hatao aminy.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha manao izay ratsy eo imasoko izy ka tsy mihaino ny feoko, dia hanenenako kosa ny soa izay nolazaiko hanasoavako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nefa raha manao izay ratsy eo imasoko izy ka tsy mihaino ny feoko dia hanenenako kosa ny soa izay nolazaiko hanasoavana azy.
malagasy
Nefa raha manao izay ratsy eo imasoko izy ka tsy mihaino ny feoko, dia hanenenako kosa ny soa izay nolazaiko hanasoavako azy.