Jeremiah 18:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Anontanio any amin’ny Jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon’Israely virijiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany izao no lazain’i Iaveh: «Manontania ny firenena ianareo: Iza no mbola nahare izay zavatra toy izany? Fahavetavetana mahatsiravina no nataon’ny virjinin’Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany dia izao no lazain’ny TOMPO: Mba anontanio ange any amin’ny firenen-kafa raha mba nisy nandrenesana zavatra toy izao! Zava-mahatsiravina loatra ity nataon’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Koa izao no lazain'i Jehovah: anontanio any amin'ny jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon'Isiraely virijina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izao no lazain’NY TOMPO: Anontanio any amin’ny Jentilisa* hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon’Israely virijiny.
malagasy
Koa izao no lazain'i Jehovah: anontanio any amin'ny jentilisa hoe: Iza no nandre zavatra toy izany? Zavatra mahatsiravina indrindra no nataon'Isiraely virijina.