Jeremiah 18:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy eny an-tany lemaka, va ny oram-panalan’i Libàna? Hita ritra va ny rano avy lavitra, ka mangatsiatsiaka sy mandeha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa ve ny harambato eny an-tsaha mba ilaozan’ny oram-panalan’i Libano? Moa mba efa ritra ve ny rano izay mikoriana mangatsiatsiaka avy any an-tany hafa any? Tsia.
Malagasy Bible 1865
Hitsahatra tsy ho eo amin'ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan'i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin'ny tany hafa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitsahatra tsy ho eo amin’ny vatolampy any an-tsaha va ny orampanalan’i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin’ny tany hafa?
malagasy
Hitsahatra tsy ho eo amin'ny vatolampy any an-tsaha va ny oram-panalan'i Libanona, ary mety ho ritra va ny rano maria sady mangatsiaka avy amin'ny tany hafa?