Jeremiah 18:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nanadino Ahy ny oloko, koa ho an’ny sampy no nandoroany ditin-kazo manitra; ary nahatafintohina azy teo amin’ny lalany ireny, dia ny lalana efa hatramin’ny fahagola ka nandehanany amin’ny sakeli-dalana madinika, dia amin’ny lalana tsy voavoatra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny oloko kosa efa nanadino Ahy; ny tsinontsinona no tolorany emboka manitra, ka avezivezin’ny sampy izy ireo eny amin’ny lalany, dia amin’ny lalana fahataloha, handehanany amin’ny sakeli-dalana, dia amin’ny lalana tsy voasoritra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny vahoakako kosa nanadino Ahy, ka nandoro zava-manitra mifangaro tamin’ireo sampy tsinontsinona izay nandavo azy teny an-dalany mba hialany amin’ny lalana mahazatra ary nampandeha azy tamin’ny lalan-kely izay mbola tsy voasoritra akory.
Malagasy Bible 1865
Fa efa nanadino Ahy ny oloko, ka ho an'ny sampy no nandoroany ditin-kazo manitra; Ary nanafintohina azy teo amin'ny lalany ireny; dia ny lalana fahagola, handehanany amin'ny sakeli-dalana madinika, dia amin'ny lalana tsy voavoatra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nanadino Ahy ny oloko, koa ho an’ny sampy no nandoroany ditin-kazo manitra; ary nahatafintohina azy teo amin’ny lalany ireny, dia ny lalana efa hatramin’ny fahagola ka nandehanany amin’ny sakeli-dalana madinika, dia amin’ny lalana tsy voavoatra.
malagasy
Fa efa nanadino Ahy ny oloko, ka ho an'ny sampy no nandoroany ditin-kazo manitra; Ary nanafintohina azy teo amin'ny lalany ireny; dia ny lalana fahagola, handehanany amin'ny sakeli-dalana madinika, dia amin'ny lalana tsy voavoatra,[Heb; zava-poana]