Jeremiah 18:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no nahatonga ny taniny ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra mandrakizay; izay rehetra mandalo azy dia gaga sy mihifikifi-doha.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mba hahatonga ny taniny ho lao, sy ho zavatra fandatsa mandrakizay; dia hitanàka izay rehetra handalo ao, ary hikifi-doha.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Io vahoakako io no nahatonga ny taniny hampahonena sy hampivarahontsana mandrakizay. Ka ny olona rehetra mandalo azy dia mivanàka sady mihifikifi-doha.
Malagasy Bible 1865
Mba hahatonga ny taniny ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra mandrakizay; Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga sy hihifikifi-doha.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no nahatonga ny taniny ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra mandrakizay; izay rehetra mandalo azy dia gaga sy mihifikifi-doha.
malagasy
Mba hahatonga ny taniny ho figagana sy ho zavatra mampisitrisitra mandrakizay; Izay rehetra mandalo azy dia ho gaga sy hihifikifi-doha.