Jeremiah 18:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy ny fampielin’ny rivotra avy any atsinanana no hampielezako azy eo anoloan’ny fahavalony; hiamboho azy Aho fa tsy hanatrika azy, amin’ny andro hahitany loza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy ny fanelin’ny rivotra avy atsinanana no anelezako azy, eo anoloan’ny fahavalony. Ny lamosiko fa tsy ny Tavako no hasehoko azy ireo, amin’ny andro hiharan’ny loza aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tahaka ny vovoka tsofin’ny rivotra avy any atsinanana no hampielezako ny vahoakako eo anoloan’ny fahavalony. Amin’ny androm-pahavoazany dia hiambohoako izy fa tsy hatrehiko!
Malagasy Bible 1865
Toy ny fampielin'ny rivotra avy any atsinanana no hampielezako azy eo anoloan'ny fahavalony; Hiamboho azy Aho, fa tsy hanatrika azy, amin'ny andro hahitany loza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy ny fampielin’ny rivotra avy any atsinanana no hampielezako azy eo anoloan’ny fahavalony; hiamboho azy Aho fa tsy hanatrika azy, amin’ny andro hahitany loza.
malagasy
Toy ny fampielin'ny rivotra avy any atsinanana no hampielezako azy eo anoloan'ny fahavalony; Hiamboho azy Aho, fa tsy hanatrika azy, amin'ny andro hahitany loza.