Jeremiah 18:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nidina tany amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga aho ary indro, teo am-panaovana ny asany teo amin’ny milina fanodinana izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nidina ho any an-tranon’ny mpanefy tanimanga aho; ka indro izy nanao ny taozavany teo amin’ny ankodina fiasàny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nidina tao an-tranon’ny mpanefy tanimanga aho, ka indro izy nanao ny asany teo ambony kodia fanodinana.
Malagasy Bible 1865
Dia nidina tany amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga aho, ary, indro, nanao ny asany teo amin'ny ankodina fanaovana izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nidina tany amin’ny tranon’ny mpanefy tanimanga aho ary indro, teo am-panaovana ny asany teo amin’ny milina fanodinana izy.
malagasy
Dia nidina tany amin'ny tranon'ny mpanefy tanimanga aho, ary, indro, nanao ny asany teo amin'ny ankodina fanaovana izy.