Jeremiah 18:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mbetika Aho dia milaza ny amin’ny firenena sy fanjakana iray fa hongotako sy hazerako ary horavako izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matetika Aho miteny ny amin’ny firenena iray, ny amin’ny fanjakana iray hoe: hongotana, hazera, horavana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Indraindray dia milaza ny hanongotra sy hanjera ary handrava firenena iray na fanjakana iray Aho.
Malagasy Bible 1865
Vetivety Aho dia milaza firenena sy fanjakana hongotako sy hazerako ary horavako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mbetika Aho dia milaza ny amin’ny firenena sy fanjakana iray fa hongotako sy hazerako ary horavako izy;
malagasy
Vetivety Aho dia milaza firenena sy fanjakana hongotako sy hazerako ary horavako;[Heb. indray mipi-maso]