Jeremiah 18:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
kanefa raha miala amin’ny ratsy izany firenena noteneniko izany dia hanenenako kosa ny loza izay nokasaiko hamelezana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa kosa raha ny firenena nolazaiko hasiana, mba miverina miala amin’ny haratsiany, dia hanenenako ny loza nokasaiko hamelezana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa raha miala amin’ny ratsy izay nahatonga ny fandrahonako izy, dia hiova hevitra amin’ny loza izay nokasaiko hamelezana azy Aho.
Malagasy Bible 1865
Nefa raha miala amin'ny ratsy izany firenena noteneniko izany, dia hanenenako kosa ny loza izay nokasaiko hamelezako azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
kanefa raha miala amin’ny ratsy izany firenena noteneniko izany dia hanenenako kosa ny loza izay nokasaiko hamelezana azy.
malagasy
Nefa raha miala amin'ny ratsy izany firenena noteneniko izany, dia hanenenako kosa ny loza izay nokasaiko hamelezako azy.