Jeremiah 18:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary mbetika kosa Aho dia milaza ny amin’ny firenena sy fanjakana iray fa haoriko sy hamboleko;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Matetika Aho miteny amin’ny firenena iray, na amin’ny fanjakana iray, hoe: haorina sy hambolena.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary indraindray dia milaza ny hanorina sy hamboly firenena iray na fanjakana iray Aho.
Malagasy Bible 1865
Ary vetivety kosa Aho dia milaza firenena sy fanjakana haoriko sy hamboleko;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary mbetika kosa Aho dia milaza ny amin’ny firenena sy fanjakana iray fa haoriko sy hamboleko;
malagasy
Ary vetivety kosa Aho dia milaza firenena sy fanjakana haoriko sy hamboleko;